msh_1sa_text_udb/18/27.txt

1 line
520 B
Plaintext

\v 27 Talohan'ny nahadila gnan'ireo andro ireo, la nandeha niaraky tamin'ireo olony Davida sady namono Filistina roan-jato. Nandesin'i Davida gny lohan-tsitsin-drozy, sady namean-drozy ho gnan'y mpanjaka avokoa reo, mba ho lasa vinanton'ny mpanjaka ie. ka namean'i Saoly gnazy ho valy i Mikala anany vavy . \v 28 Lafa hitan'i saoly, voho hainy fa nomba gnan'i Davida i Yaveh, sady Mikala anaky ampelan'i Saoly, la tia gnazy , \v 29 La natahotsy mare tokoa gnan'i Davida i Saoly. sady fahavalon'i Davida hatragny i Saoly.