msh_1sa_text_udb/10/03.txt

1 line
365 B
Plaintext

La handeha lavidavitsy tokoa bakagny iha, sady ho avy eo amin'ny hazo terebintan'i Tabara. Hiaona amin'ny johary telo mandeha ho agny amin-Dranagnahary agny Betela iha, gny raiky manday anak'aosy telo, gny hafa manday mofo telo, voho gny hafa manday sinin-divay hoditsy. \v 4 Hiarahaba gnanao rozy sady hagnome mofo roe gnanao , zay halanao bakegny an-tagnan-drozy.