msh_1sa_text_udb/09/03.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 3 Sady reo ampondran'i Kisy, rain'i Saoly, la very. Ka nivola tamin'i Saoly anany i Kisy nanao hoe;" Mangala raiky amin'ireo mpanompo hiaraky aminao, mitsangana sady mandehana mila reo ampondra." \v 4 Ka la namakivaky gny tany havoan'i Efraima i Saoly sady nandeha tamin'ny tanin'ny Salisa, fa tsy hitan-drozy io. Sady namakivaky gny tanin'i Salima rozy, nefa tsy tagny rozy. Bakeo la namakivaky gny tanin'ireo Benjamita rozy, fa tsy nahita reo.