msh_1sa_text_udb/06/07.txt

1 line
716 B
Plaintext

\v 7 Amizao ary, magnomana sarety vaovao miaraky amin'ny aomby vavy mampinono roe zay mbo tsy nanday Zioga mihitsy. feheo amin'ilay sarety reo aomby, fa ingo andeso moly reo anak'aomby, hiala amin-drozy. \v 8 Bakeo rambeso gny fiaran'i Yaveh sady ataovo ao agnatin'ilay sarety io. Apetraho agnaty vata eo agnilan'io gny sarin-draha volamena zay ampolinareo aminy mba ho fagnatitsy noho gny heloky. La alfaso io sady engao handeha amin'ny lalany. \v 9 Bakeo henteo ; laha miakatsy agny amin'ny lalamagnagny amin'ny taniny manoka agny Beti-semesy io, la Yaveh ro nanao gnan'io loza bevata io. fa laha tsy io, la haintsika fa tsy gny tagnany ro nampijaly gnantsika, fa koa haintsika fa nitranga tsy nahy tamintsika io."