msh_1sa_text_udb/04/12.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 12 Nisy joharin'i Benjamina raiky nilay bakagny amin'ny filahanan'aly ka nagnagny Siloha tamin'io andro io avao, avy niaraky tamin'ny akanjony tataky voho vovo-tany teo an-dohany. \v 13 Lafa avy ie, la nipetraky teo amin'ny sezany teo amoron-dalana nijilo i Ely fotony nangorohoro gny amin'ny fiaran-Dranagnahary gny fony. Lafa nilitsy gny tana lay johary sady nilaza gny vaovao, la nikoraky mare gny tana ray manontolo.