msh_1sa_text_udb/04/03.txt

1 line
591 B
Plaintext

\v 3 Lafa nilitsy tao an-toby gny fokonolo la hoy reo loholon'Isarely hoe:' Nagnino Yaveh ro naharesy gnantsika teo agnatrehan'ireo Filistiana androany/ Andeha handesintsika bakagny Siloha hagnatoy gny fiaran'ny fanenken'i Yaveh, mba hiaraky amintsika atoy io, ka hiaro gnantsika amin'ny tagnan'ireo fahavalontsika." \v 4 Ka la nagniraky johary nagnagny Siloha gny fokonolo; bakagny ro nagnandesan-drozy gny fiaran'ny fanenken'i Yaveh tompon'ny maro, zay mipetraky agnabon'ny Kerobima. Teo niaraky tamin'ny fiaran'ny fanenken-Dranagnahary reo anak'i Ely roe lahy, la i Hofinia voho Finehasa.