msh_1sa_text_udb/02/20.txt

1 line
420 B
Plaintext

\v 20 Sady Ely nitsipirano gnan'i Elkana voho gny valiny ka nivola hoe: " Hagnome gnanao aja maro amin-gny toy ampela toy anie Ndranagnahary nohon-gny fangataha zay nataony tamin'i Yaveh." Bakeo la nimpoly tagny an-tragnony rozy reo. \v 21 Nagnampy gnan'i Hana ndraiky i Yaveh, ka nibevoka ndraiky ie. Niteraky johary telo voho ampela roa ie. Hatramin'izay fotoa zay, la nisondrotsy teo agnatrehan'i Yaveh i Samoela aja.