\v 5 Fa ho gnan'i Hana koa la ampahany roe avao ro nomeny gnazy, fotony tiany i Hana, ndra nataon'i Yaveh kanda aza ie. \v 6 Nihatsy gnazy fara-tampony gny rafivaviny mba handrangitsy gnazy, fotony Yaveh naha kanda gnazy