msh_1sa_text_udb/28/15.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 15 Hoy samoela tamin'i Saoly:' Nagnino iha ro nagnankoronta gnahy ka nanday gnahy niakatsy?' Saoly namaly hoe:' Ory loatsy aho, fotony reo Filistina la miantsy aly hanohitsy gnahy,sady Ndranagnahary nagnenga gnahy sady tsy namaly gnahy sasy, na tamin'ireo mpaminany, na tamin'ireo nofy. Nohon'io la nikaiky gnaao aho, mba hahafahanao mampahafantatsy gnahy zay tokony ataoko."