msh_1sa_text_udb/21/10.txt

1 line
324 B
Plaintext

\v 10 La nitsanga i Davida sady nandositsy gnan'i Saoly tamin'io andro io ka nagnagny amin'i Akisa, mpanjakan'i Gata. \v 11 Reo mpanompon'i Akisa nivola taminy hoe:' Tsy i Davida , lay mpanjakan'ny tany Va ty? Tsy ty va lay nifampihirahiran-drozy tamin'ny sinjaky hoe:' Saoly namono agn'arivony, fa Davida namono agn'aliny?'