msh_1sa_text_udb/21/05.txt

1 line
531 B
Plaintext

\v 5 Davida namaly gnan'ilay mpisoro nanao hoe:' Nahatandri-tena tamin'ny ampela tokoa rahay nandritsa reo telo andro lasa, manahaky gny fatao isaky gny miainga aho. Fa natoka gny fanagnan'ireo johary reo ndra la ho amin'ireo iraky tsotsa aza. Mainka aza voatoka zay hanagnan-drozy amizao!" \v 6 Ka la nagnome gnazy lay mofo zay voatoka lay mpisoro. Fa tsy nisy mofo afa-tsy gny mofon'ny fagnatreha avao moa tao, zay fa nala teo agnatrehan'i Yaveh , mba hametraha mofo vaovao eo amin'ny toeran'io tamin'ny andro nangalany gnan'io.