msh_1sa_text_udb/15/32.txt

1 line
419 B
Plaintext

\v 32 La hoy i Samoela hoe;' Andeso atoy amiko etoa i Agaga mpanjakan'ireo Amalekita ." La nagnagny aminy i Agaga mifehy amin'ny gadra-vy sady nanao hoe;" Fa lasa tokoa gny hafaitsin'ny fahafatesa." \v 33 Namaly i Samoela hoe:" Araky gny nanaovan'ny sabatsy reo ampela ho momba, la ho momba manahaky gnan'io koa gny reninao eo amin'ireo ampela ." La nokapakapahin'i Samoela teo agnatrehan'i Yaveh tagny Gilgaga i Agaga.