msh_1sa_text_udb/15/20.txt

1 line
399 B
Plaintext

\v 20 La hoy i Saoly tamin'i Samoela ;' Nankato gny feon'i Yaveh tokoa aho, sady fa nandeha tamin'ny lala zay nagnirahan'i Yaveh gnahy. Fa nosamboriko i Agaga, mpanjakan'ny Amaleka, sady fa narinagako tanteraky reo Amalekita. \v 21 Fa zao nangalaky gny sasany tamin'ireo babo__aondry, raha soa mare tokoa ho gnan'ny fandrava, mba hanaova soro ho gnan'i YavehNdranagnaharinao agny Gilgala gny olo."