msh_1sa_text_udb/15/17.txt

1 line
445 B
Plaintext

\v17 Hoy i Samoela hoe;' Ndra la kely eo imasonao avao aza iha , moa tsy natao ho lohan'ireo fokon'Israely va iha? Sady Yaveh nagnoitsy gnanao ho mpanjaka eo amin'Israely, \v 18 sady Yaveh nagniraky gnanai tamin'ny lalanao nanao hoe:' Mandehana sady haringano tanteraky reo mpanota, reo Amalekita, sady mialia amin-drozy. \v 19 Nagnino iha ro tsy nankato gny feon'i Yaveh, fa nangalaky reo babao koa iha sady nanao zay raty teo imason'i Yaveh?"