msh_1sa_text_udb/15/10.txt

1 line
263 B
Plaintext

\v 10 La avy tamin'i Samela gny safan'i Yaveh, nanao hoe:' \v 11 Nanegnenako gny nanaovako gnan'i Saoly ho mpanjaka, fa niala tamin'ny fagnaraha Gnahy ie sady tsy nampihatra gny liliko. Nasiaky i Samoela; nikoraky mare tamin'i Yaveh ie nandritsa gny haly tontolo.