msh_1sa_text_udb/14/40.txt

1 line
467 B
Plaintext

\v 40 La hoy ie tamin'ny Israely iaby:" Mitsanga eo amin'ny ankilany, sady zaho voho Jonatana anako la ho eo amin'ny andaniny." Hoy gny vahoaky tamin'i Saoly;' ataovo zay mety ho soa aminao." \v 41 Ka la hoy Saoly tamin'i Yaveh, Ndranagnahary gny Israely:' Asehoy gny Tomima." Jonatana voho saoly ro azo taminy filokagna, fa tafiala tsy voafily koa gny vahoaky. \v 42 La hoy Saoly;' Manaova filoka amiko voho Jonatana anako." La i Jonatana ro voafidy tamin'ny filoka.