msh_1sa_text_udb/14/38.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 38 La hoy i Saoly :' Avia eto, nareo mpitariky gny vahoaky iaby; fantaro sady jereo gny fomba nitranagan'izao fahota zao androany . \v 39 Fa, laha mbo velo koa Yaveh , zay magnavotsy gny Israely, ndra la ao amin'i Jonatana anako aza io, la ho maty tokoa ie." Nefa tsy nisy tamin'ireo olo teo amin'ny vahoaky iaby namaly azy.