msh_1sa_text_udb/14/24.txt

1 line
519 B
Plaintext

\v 24 Ory gny olon'ny Israely tamin'io andro io fotony i Saoly nametraky gny vahoaky tao ambany fiaigna sady nanao hoe:' Voaozo gny olo zay mihina sakafo mandra-pahariva sady zaho la hamaly faty eo amin'ireo fahavaloko." La tsy nisy olo bakao amin'ny antoko nanendry sakafo. \v 25 Sady nilitsy tao agn'ala gny vahoaky iaby sady nisy tantely teo amin'ny tany. \v 26 Lafa nilitsy tao agn'ala gny vahoaky , la nikoria gny tantely, nefa tsy nisy olo nanao gny tagnany tao am-bavany fotony natahotsy gny fiaigna gny vahoaky.