msh_1sa_text_udb/14/16.txt

1 line
321 B
Plaintext

\v 16 Sady reo mpitilin'i Saoly tagny Gibeana'ny Benjamina nijery; niparitaky gny vahoakan'ny miaramila Filistina , sady nankety sy nankeroa rozy. \v 17 La hoy Saoly tamin'ny vahoaky zay niaraky taminy :' Isao sady jereo zay tsy eto amintsika ." Lafa nagnisa rozy, la i Jonatana voho gny mpanday gny fialiany ro tsy teo.