msh_1sa_text_udb/14/11.txt

1 line
449 B
Plaintext

\v 11 Ka samby niseho teo amin'ny toby miaramilan'ny Filistina rozy. Hoy reo Filistina:' Ingo, miboaky bakao amin'ireo lavaky zay nagnafenan-drozy gny vatany reo Hebreo ." \v 12 La nikaiky gnan'i Jonatana voho gny mpanday gny fialiny reo joharin'ny miaramila, ka nanao hoe:' Miakara atoy amiko, la hampisehoanay raha nareo . Hoy jonatena tamin'ny mpanday gny fialiany;' Magnaraha ahy bakao afara, fotony fa natolon'i Yaveh eo an-tagnan'ny Israely.'