msh_1sa_text_udb/01/21.txt

1 line
598 B
Plaintext

\v 21 Elkana voho reo longony iaby la nisondrotsy ndriky mba hagnatoro gny sorony isan-tao ho gnan'i Yaveh ka nagnonitsy gny vavany.\v 22 Fa i Hana koa tsy nandeha, fa nivola tamin-gny valiny ie hoe: " Tsy handeha zaho mandrampaha maota nono anja kelikely; sady ho andesiko ie,mba hahafahany mihelatsy eo agnatrehan'i Yaveh sady hipetraky agny la traky farany." \v 23 Hoy i Elkana valiny hoe: " Ataovo zay jerinao fa soa aminao. Mandingnisa mandra-pihegnenanao nono gnazy; sendra, Yaveh avao anie ro hampahery gny volany." La niegny gnampela sady namela gny anakilahiny mandra-piegnenany nono gnazy