1 line
360 B
Plaintext
1 line
360 B
Plaintext
\v 19 Niha be i Samoela, sady i Yaveh la niaraky taminy, sadt tsy nengany hisy tamin'ireo teny faminaniany tsy ho tanteraky. \v 20 Gny Israely manontolo hatragny Dana ka hatragny Beri-sheba la nahay fa i Samoela la voatendry ho mpaminanin'i Yaveh. \v 21 Niseho tao Silo ndraiky i Yaveh, fotony nagnambara gny vatany tamin'ny teniny tamin'i samoela tao Silo Ie. |