msh_1sa_text_udb/29/06.txt

1 line
430 B
Plaintext

\v 6 sady Akisy nikaiky gnan'i Davida ka nanao taminy hoe:' Laha mbo velo koa i Yaveh, la soa iha , sady sitrako gny miara-miboaky voho miaraky aminao ao amin'ny tafiky; fa mbo tsy nahita fahadisoa taminao aho hatramin'ny andro niavianao tatoy amiko ka hatramin'ny androany. Ndra la io aza, la tsy ankasitrahan'ireo andriana iha. \v 7 Ka amizao mimpolia sady mandehana am-piadagna, mba tsy hampeloky reo andrian'ny Filistina iha."