msh_1sa_text_udb/29/04.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 4 Nefa reo andrian'ny Filistina la masiaky taminy; hoy rozy taminy:" alefaso mandeha io igny johary io, ao ie himpoly agny amin'ny toerany zay nameanao gnazy; ka enga mandeha miaraky amintsika ho agny amin'ny aly ie, mba tsy ho lasa fahavalontsika amin'ny aly ie. fa manao akory ro ahafahan'io namana io hilongo amin'ny tompony? Moa va tsy amin'ny alalan'ireo lohan'ny olontsika?