msh_1sa_text_udb/25/12.txt

1 line
385 B
Plaintext

\v 12 ka la nimpoly sady nandeha noly gny zatovolahin'i Davida, sady nivola zay iaby voalza taminy. \v 13 La hoy Davida tamin'ireo olo kirakiraiky."apetraho gny sabatsy gny olo kirakiraiky." ka la nametraky gny sabany gny olo kirakiraiky. La nametraky gny sabany avao koa i davida. Johary teo amin'ny efajato teo ro nagnaraky gnan'i Davida, sady roanjat ro nijano teo agnilan'ny enta.