msh_1sa_text_udb/08/21.txt

1 line
303 B
Plaintext

\v 21Lafa ren'i Samoela reo tenin'ny fokonolo iaby la nampoly teo an-tsofin'i Yaveh io. \v 22 Hoy i Yaveh tamin'i Samoela :" Amizao gny feon-drozy sady avy mpanjakan-drozy gny olo raiky." Ka hoy Samoela tamin'ireo olon'ny Israely:' Tsy maintsy mandeha agny amin'ny tanany iaby gny johary kirakiraiky."