msh_1sa_text_udb/08/04.txt

1 line
260 B
Plaintext

\v 4 La niara-nivory reo loholon'ny Israely manontolo sady avy teo amin'i Samoela tao Rama. \v 5 Hoy rozy taminy:' Ingo, antitsy iha, sady tsy mandeha amin'ny lalanao reo anakao. Manendrea mpanjaka ho gnanay mba hitsara gnanay manahaky reo firenena manontolo."