msh_1sa_text_udb/08/01.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 1 Lafa antitsy i Samoela, la nataony ho mpitsara eo amin'ny Israely reo ananky lahiny. \v 2 Joela ro agnaran'ny lahimatoany, sady Abia ro agnaran'ny anaky lahiny faharoe. Mpitsara tao Beri-sheba rozy . \v 3 Tsy nandeha tamin'ny lalany reo razany lahy , fa nila fiharia tsy to. Nandramby kolikoly rozy sady namadiky gny rariny.