msh_1sa_text_udb/03/12.txt

1 line
491 B
Plaintext

\v 12 Amin'io andro io la hagnatanteraky gny raha iaby fa nolazaiko tamin'i Ely momba gny avorohotany, hatramin'ny fokonolony ka hatramin'ny farany Aho. \v 13 Nilaza taminy Aho fa hitsara gny avorohotany ndraiky mandeha tsy mimpoly gny amin'ireo fahota zay hainy, fotony reo anany la nanday ozo tamin'ny vatan-drozy sady tsy nanaka gnan-drozy ie. \v 14 Nohon'io la niainia tamin'ny avorohotan'i Ely Aho fa reo fahotan'io avorohota io la tsy ho voahonitsy amin'ny soro na fagnatitsy mihitsy."