msh_1sa_text_udb/01/03.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 3 Io johary io la isan-tao ro niala avy agny amin-gny tananany mba hanompo voho hanao soro ho gnan'i Yaveh tompoan-gny maro ao Silo. Tao reo anaky roa lahin'i Ely, Ofnia voho Finehasa, mpisoron'i Yaveh. \v 4 Lafa niavy anjara gn'andro hanaovan'i Elkana soro isan-tao magnomea ampahan-kana gnan'i Penina valiny lalandava ie. sady ho gnandreo anakilahiny voho reo anakam-pelany iaby.