1 line
529 B
Plaintext
1 line
529 B
Plaintext
\v 25 Ao tsy hijery gnan'io Nabala, johary raty fagnahy io gny tompoko, fa araky gny agnarany, la manahaky gnan'io ie. Nabala ro agnarany, sady miaraky aminy gny hadala. Fa zaho mpanomponao la tsy nahita reo zatovolahin'ny tompoko, zay nalefanao. \v 26 Amizao , ry tompoko, laha mbo velo koa i Yaveh, sady laha mbo velo koa iha, fotony narovan'i Yaveh tamin'ny fandasahan-dra, voho tamin'ny famalian'ny vatanao tamin'ny tagnanao avao iha, la ao reo fahaveloma, voho reo zay mila hanao raty amin'ny tompoko, hanakay gnan'i Nabala. |