msh_1sa_text_udb/13/06.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 6 Lafa hitan'ireo joharin'Israely fa nisavorotika rozy __fa ory gny fokonolo, la nietaky tao amin'ireo zohy, tao amin'ny kirihits'ala, tao amin'ireo haram-bato, tao amin'ny famorian-drano, sady tao agnaty lavaky gny fokonolo . \v 7 Gny sasany tamin'ireo Hebreo niampita gnan'i Jordana ho agny amin'ny tanin'i Gada voho Gileada. Fa i saoly koa mbo tagny Gilgala, sady gny fokonolo iaby nagnaraky gnazy tamim-pangovitana.