msh_1sa_text_udb/31/09.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 9 Notapahan-drozy gny lohany sady nendahiny gny fialiany, sady nandefa reo mpanday hafatsy nanera reo tanin'ireo Filistina mba handay gny vaovao agny amin'ny tempolin-tsampin-drozy voho agny amin'ny vahoaky rozy. \v 10 Napetrakin-drozy tao amin'ny tempolon'i Astarta gny fialiany, sady gny vatany nofehezeny teo amin'ny mandan'ny tanan'i Beti-sana.