msh_1sa_text_udb/31/01.txt

1 line
453 B
Plaintext

\v 1 Sady reo Filistina nialy nanohitsy gnan'Israely. Sady gny joharin'Israely nandositsy teo alohan'ny Filistina sady lavo mat teo amin'ny Tendrombohits'i Gilboa. \v 2 Reo Filistina nagnia gnan'i saoly voho reo anaky lahiny. Novonoan'ireo Filistina i Jonatana, Abinadaba, voho i Malkisoa, anaky lahiny. \v 3 Niha-henja teo agnatrehan'i Saoly gny aly, sady reo mpandefa ana-tsipika nahavoa gnazy. Tao agnatin'ny fanaintaigna mare ie noho gny amin-drozy.