msh_1sa_text_udb/27/08.txt

1 line
483 B
Plaintext

\v 8 Sady toera maro isan-karazany ro notafihin'i Davida voho reo johariny, nanao fanafiha tagny Gesorita, Gizrta, voho Amalekita; fotony reo firenena reo la olo tao amin'ny tany, laha hagnagny sora, ka hatragny amin'ny tany Egypta iha . fa nipetraky tagny rozy taloha. \v 9 Nanafiky gny tany Davida sady tsy nisy nengany ho velo ndra johary ndra gny ampela, nandesiny gny aondry , gny aomby, gny ampondra, gny rameva, voho gny fisikigna; sady nimpoly ho agnyamin'i akisy ndraiky ie.