msh_1sa_text_udb/27/05.txt

1 line
519 B
Plaintext

\v 5 Hoy i Davida tamin'i Akisy :' Laha nahita fitia teo imasonao aho, ao rozy hagnome toera ao amin'ny tana raiky eo amin'ny firenena ho gnahy, ka hahafahako mipetraky agny: fa nagnino gny mpanomponao ro hiara-hipetraky ao an-tanan'ny mpanjaka miaraky aminao? \v 6 La namean'i Akisy gnazy gny androtr'io Ziklaga, io ro antony nahatonga gnan'i Ziklaga ho gnan'ny mpanjakan'i Joda nanomboky tamin'io andro io . \v 7 Herintao feno voho afa-bola ro isan'ny andro zay nipetrahan'i Davida tagny amin'ny tanin'ireo Filistina.