msh_1sa_text_udb/14/49.txt

1 line
380 B
Plaintext

\v 49 Reo anaky lahin'i Saoly la i Jonatana, Jisvy, sady Malkisoa. Gny agnaran'ireo anany roa vavy la i Meraba, vavaimatoa, sady Mikala, faravavy. \v 50 Ahinoama ro agnaran'ny valin'i Saoly; anaky ampelan'i Ahamaza ie. Gny agnaran'ny kapitenin'ny tafiny la Abnera anak'i Nera, rahalahin-drain'i Saoly. \v 51 Kisy ro rain'i saoly; sady Nera, rain'i Abnera, ro anaky lahin'i Abiela.