msh_1sa_text_udb/14/43.txt

1 line
313 B
Plaintext

\v 43 La hoy Saoly tamin'i Jonatana:' Lazao ahy zay nataonao." Hoy Jonatana taminy :' Nagnandra kely tamin'ny tantely teo amin'ny vodin'ny hazo zay tety an-yagnakoaho. Intoy aho; ho maty aho.' \v 44 Hoy Saoly :' Hanao gnan'io Ndranagnahary sady hanao mandilatsy amiko avao koa, laha tsy maty iha , ry Jonatana."