msh_1sa_text_udb/14/33.txt

1 line
516 B
Plaintext

\v 33 La hoy rozy tamin'i saoly:' Ingo, nanota tamin'i Yaveh tamin'ny fihinana niaraky tamin'ny ra gny vahoaky.' Hoy i Saoly :' Nanao zay tsy mahatoky nareo. Amizao, manakodia vato bevata eto ho ahy." \v 34 Hoy i saoly:' Miboaha bakeo amin'ny vahoaky, sady lazao an-drozy hoe:' ao gny olo kirakiraiky handay gny aomby voho aodriny, vono eto reo, sady hano. Ka manota amin'i Yaveh amin'ny fihinana miaraky amin'ny ra.' Ka gny kiraliariky tamin'ny vahoaky la nanday gny aomby niaraky taminy io haly sady namono io teo.