msh_1sa_text_udb/14/27.txt

1 line
492 B
Plaintext

\v 27 Nefa tsy ren'i Jonatana fa namehy gny vahoaky tamin'ny fiaigna gny rainy. La nagnandra gny tendron'ny tehiny zay tegny an-tagnany ie sady nagnatsoboky gnan'io tao amin'ny tohon-tantely. Nampiakatsy gny tagnany teo am-bavany ie, ka nazava gny masony . \v 28 sady raiky tamin'ny vahoaky , namaly hoe:' Novesaran'ny rainao tamin'ny fiaigna henja tokoa gny vahoaky , tamin'ny nilazany hoe;' Voaozona gny olo zay mihina sakafo amy toy andro toy , ndra malemin'ny hanoagna aza gny vahoaky.'