msh_1sa_text_udb/14/06.txt

1 line
434 B
Plaintext

\v 6 Hoy i Jonatana tamin'ilay zatovo mpnaday gny fialiany:' andao, andeha tsika hiampita egny amin'ny miaramilan'ireo nama tsy voafora reo. Vasa Yaveh mba hiasa ho gnantsika , fa tsy misy na ino ino mahakasiky gnan'i Yaveh amin'ny famonjea amin'ny maro na amin'ny olo tsy ampy." \v 7 Namaly gny mpanday gny fialiany hoe;' ataovo gny raha iaby zay ao am-ponao. Mandrosoa, ingo, miaraky aminao aho, mba hankato reo baikonao manontolo."