msh_1sa_text_udb/14/04.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 4 Teo amin'ny lafy kirakiraiky amin'ny fitana zay nirian'i Jonatana handehana mba hankanesa agny amin'ireo miaramilan'ny Filistina, la nisy haram-bato teo amin'ny andaniny sady haram-bato hafa teo amin'ny ankilany. Gny harambato raiky nikaihy hoe Bozeza sady gny harambato raiky hafa nikaihy hoe Sena. \v 5 Gny harambato raiky nijoro teo avaratsy nagnatriky gnan'i Mikmasy, sady lay hafa teo antimo teo agnatrehan'i geba.