msh_1sa_text_udb/19/16.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 16 Laha nilitsy reo iraky, ingo, gny swampy zay tao an-tragnony ro teo am-pandria miaraky amin'ny onda volon'aosy eo amin'ny lohany. \v 17 La hoy i Saoly tamin'i Mikala;' Nagnino ro namitaky gnahy iha ka namela gny fahavaloko handeha, ka la afa-nandositsy ie?' Mikala namaly gnan'i Saoly hoe:" Hoy ie tamiko, engao aho handeha. Nagnino aho ro hamono gnanao?"