msh_1sa_text_udb/16/17.txt

1 line
511 B
Plaintext

\v 17 Hoy i Saoly tamin'ireo mpanompony hoe:' Hilao johary zay afaky mitendry soa aho sady andeso atoy amiko ie." \v 18 La namaly gny raiky tamin'ireo tovolahy, sady nanao hoe;' Fa nahita gny anaky lahin'i Jese lay Betlehemita aho, zay tena mahay mitendry , matanjaky, johary beherim-po, joharin'aly, mahay mandahateny, johary soa tarehy; sady momba gnazy Yaveh." \v 19 Ka la nandefa mpanday hafatsy tagny amin'i Jese i Saoly, sady nivola hoe:' Alefaso amiko i Davida anakao lahy , zay miaraky amin'ny aondry."