msh_1sa_text_udb/28/22.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 22 Ka amizao , mitalaho aminao aho, janjigno koa gny feon'ny mpanomponao, sady engao aho hametraky sakafo kely eo agnatrehanao. Mihinana mba hahazoanao hery iaby handeha amin'ny lalanao iha." \v 23 Fa i saoly nanda sady nivola hoe:' Tsy hihina aho." Fa reo mpanompony, niaraky tamin'ilay ampela, nanery gnazy, ka la nijanjy gny feon-drozy ie. Ka nitsanga bako amin'ny tany ie sady nipetraky teo am-pandria.