msh_1sa_text_udb/25/36.txt

1 line
246 B
Plaintext

\v 36 La nimpoly tagny amin'i Nabala i Abigaila; ingo, nanao fanasa tao an-tragnony ie, manahaky gny fanasan'ny mpanjaka; sady gny fon'ny mpanjaka faly tao agnatiny, fotony mamo tanteraky ie. Ka tsy nivola ndra ino ino ie mandra-parainy gn'andro.