msh_1sa_text_udb/25/30.txt

1 line
340 B
Plaintext

\v 30 La hataon'i Yaveh amin'ny tompoko reo iaby nampanantenainy gnanao, araky gny nanendreany gnanao ho mpanday eo amin'ny Israely. \v 31 Tsy ho enta mavesatsy ho gnanao__gny nandatsahanao ra tsy manan-tsiny, na nohon'ny nanandraman'ny tompoko hagnavotsy gny vatany. Fa lafa hanao soa ho gnan'ny tompoko i Yaveh la tarovo gny mpanomponao."