msh_1sa_text_udb/25/23.txt

1 line
388 B
Plaintext

\v 23 Lafa nahita gnan'i Abigaila i Davida, la nizotso malaky bakeo amin'ny borikiny sady nandohaliky sady niondriky sady nampiakohoky gny vatany teo amin'ny tany teo agnatrehan'i Davida. \v 24 Nandohaliky teo amin'ny tombony ie sady nanao hoe:' Ho amiko raiky avao io, ry tompoko, gny fahameloha. Engao lahy gny mpanomponao mba hiresaky aminao, sady mijanjigna reo tenin'ny mpanomponao.