msh_1sa_text_udb/23/26.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 26 sady i Saoly nandeha tamin'ny ilan'ny tendrombohitsy raiky, Davida voho reo johariny koa tamin'ny ialny raiky hafa. Nandeha malaky i Davida mba hagnalavitsy gnan'i Saoly. Laha fa nagnodidy gnan'i Davida voho gny johariny i Saoly voho johariny mba hangalaky gnan-drozy, \v 27 la nisy mpanday teny namonjy gnan'i saoly ka hoy ie taminy hoe:' Malaky avia, fa manao fanafiha hanohitsy gny tany reo Filistina."