msh_1sa_text_udb/23/21.txt

1 line
467 B
Plaintext

\v 21 sady hoy i Saoly;' Yaveh anie hitahy gnanareo.Fa nahaferignahy gnahy nareo. \v 22 Mandehana, atovo azo antoky tokoa. Fantaro voho ilao gny toera zay hietahany voho zay nahita gnazy tagny . Nambara tamiko fa fetsy tokoa ie. \v 23 Jereo , sady fantaro reo toera iaby zay hagnetahany gny vatany. La mimpolia ndraiky atoy amiko hilaza marimarina tokoa la hiaraky aminareo himpoly aho. Laha agny amin'ny tany ie, la hokorahiko amin'ireo Joda agn'arivony manontolo."